|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamba metisy |
| Singan-teny | 2lamba, 3metisy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilay antsoina amin' ny teny frantsay hoe "toile métisse": lamba vita amin' ny rongonim-bazaha madinika sy landihazo.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|