|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lambamena |
| Singan-teny | 2lamba, 3mena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a deep red-colored shroud for the dead.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7linceul en soie rouge bordeaux.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Lasan-dRakoto ny lambamena!
[2.285]
9 Taloha, dia lambamena no fanaonay. [2.245] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 lambamena, 12 manambela, 13 Menalamba, menalamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|