|
|
|
|

Teny iditra1 lalitromby
Singan-teny  2lalitra, 3omby
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Lalitra makadiry toy ny lalimanga fa mainty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[omby, an ox] a cattle-fly. [1.2]
Voambolana  7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12