|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lali-nofo |
| Singan-teny | 2lalina, 3nofo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny tany matevina tsy misy vato, ny tany izay tsara ary tafidina hatrany ambany ny nofon-tany ao aminy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6soft and good.
7Used of soil. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qui a une couche épaisse de bonne terre.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|