|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalimanga |
| Singan-teny | 2lalitra, 3manga |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana..
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|