|
|
|
|

Teny iditra1 lalam-bitsika
Singan-teny  2lalana, 3vitsika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny lalana farany izay kely.
6enti-milaza koa ny sori-bilana raha manao vazivazy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12