|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lakoly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3dity natao tamin' ny lafarinina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4glue.
5See gilio. [1.2]

Teny iditra (2/2)6 lakoly
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny anglisy  8a class of female attendants on the sovereign. [1.2]
Tsipelina hafa  9lakaoly, lakaolina, lakolina
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 lakoly, 12 liloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02