|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lakaoly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3glue. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4colle. [1.8]
Tsipelina hafa  5lakoly

Teny iditra (2/3)6 lakaoly
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Ny zazavavy mpanaraka ny Andriana sy manotrona azy. [1.1]
Tsipelina hafa  9lakaolina, lakoly, lakolina

Teny iditra (3/3)10 lakaoly
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12dihy vazaha (l'école). [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13 alikola, 14 kilalao, 15 lakaoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02