|
|
|
|

Teny iditra1 lakoina
Fototeny  2lako
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao miadana dia miadana, tsy rototra: Mba haingankainganare fa aza dia lakoina toy izao ny dianao. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alonika, 10 ilokana, 11 kaloina, 12 kaolina, kaolìna, 13 lakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05