|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 lakato
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3lavabato. [Tambahoaka] [1.78]
4lavabato, zohy. [Taisaka, Bara] [1.78]
5zohy, lava-bato: ao tsy ao dia koa ny an-dakato (tsy dia ao matetika toy ny kary an-davabato). [Tanala] [1.78]
6Zohy eny antenatenan-kavoana. [Bara] [1.1]
7zohy. [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] [1.1]
8zohy na lava-bato lehibe azo onenana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9caverne. [1.13]
Ohatra  10 lakato vita nanahary izy io ary maina tsara. [2.643#]
11 Ny lakato nanjary trano ahitra, io nanjary trano tany. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  12lakatom-bava

Teny iditra (2/5)13 lakato
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny anglisy  15a clapping board. [1.2]

Teny iditra (3/5)16 lakato
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Ampinga fisapisaka mifono hoditr' omby: Ianareo no ampinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19espèce de grand bouclier. [1.3#374]

Teny iditra (4/5)20 lakato
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22(sens général : nom d'une sorte de bouclier que portaient les guerriers armés de lances).
23Nom d'un arbre indéterminé (une Rubiacée d'après de Firaketana Malagasy) de la forêt des pentes orientales.
24Son bois, facile à travailler, servait à tailler les grands boucliers.
25Il a donné son nom au village de Lakato, sous préfecture d'Anosibe du Mangoro.. [Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  26 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  27Lakato

Teny iditra (5/5)28 Lakato
Sokajin-teny  29 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  30 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  31 lakato, Lakato, 32 lotaka, 33 takalo, 34 tolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03