|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laisoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan' anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona ka tonga boribory nome-na ny anarana hoe bokondaisoa, no andrahoina miaraka amin' ny hena (alaindro raha amin' ny hen' omby ary ritina raha amin' ny henan-kisoa), somary sarodevonina anefa izy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the cabbage.
5Introduced. 6Brassica oleracea, L.. [1.2] 7a cabbage. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8chou.
[1.8] 9(du français : « les choux ». 10Brassica oleracea L. 11(Brassicaceae). 12Le chou potager cultivé comme légume. 13On appelle la pomme de chou : bokondaisoa (voir bokony). 14Par extension ce nom est aussi donné au chou pommé, Brassica oleracea subsp. 15capitata (L.) Metzg et au chou de Milan, Brassica oleracea var. 16sabauda L. 17(Brassicaceae), toutes deux cultivées à Madagascar.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
18 Ny legioma maitso kely toy ny laisoa sy salady dia kely otrikaina.
[2.424#]
19 Tonga ny mpanatsinjara avy amin' ny tsena an-tsisin-tanàna mividy ovy na laisoa ambongadiny. [2.4#] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry: anana |
| Kamban-teny rehetra | 21laisoa masombika |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 22 asalio, 23 asolay, 24 laisoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|