|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 bokony
Sokajin-teny  2 anarana boko sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3Ravina mihorona ary tonga boribory, na ny vonin' ny tsimo-kazo mbola tsy mivelatra: Bokon-daisoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4[ny, suffix pronoun.] The heart of a cabbage.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5(allusion au bouquet de feuilles qui couronne le tronc) Polyscias carolorum Bernardi (Araliaceae).
6Réf.
7Service Forestier 7393.. [Tanala] [1.196]
Voambolana  8 Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/3)9 bokony
Sokajin-teny  10 anarana boko sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  11the gizzard. [Provincial] [1.2]
Voambolana  12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)13 bokony
Sokajin-teny  14 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15ambokony. [1.1]

Fivaditsoratra  16 bokony, 17 bonoky, 18 kobony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12