|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laingomena |
| Singan-teny | 2laingo, 3mena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavamaniry fanao haingon-tanàna fa mandady mananika amin' ny tamboho na fefy; ny raviny, mivondrona sady betsaka ary ny voniny, misy karazany maro: mavokely, haboka, mavo tanora na mena midorehitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(une) bougainvillée (ny hazo sy ny voninkazo): Mamelana ny laingomena (les les bougainvillées fleurissent) / Misy laingomena maniry eo am-bavahady (il y a une bougainvillée qui pousse au niveau du portail) / Miravaka laingomena ny voloko (mes cheveux sont ornés de fleurs de bougainvillée).
[1.67] 7bougainvillée ou bougainvillier. [1.66] 8(de laingo (4) : liane et mena : rouge). 9Bougainvillea spectabilis Willd. 10(Nyctaginaceae). 11Arbuste décoratif à rameaux plus ou moins lianoïdes. 12Cultivé dans de nombreux pays. 13Introduit par les Européens, mais répandu aujourd'hui dans de nombreux jardins de Tananarive et dans les autres villes. 14La variété la plus commune a, en réalité, des fleurs violettes et non rouges. 15Ce nom était peut être donné précédemment à une plante autochtone.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 17 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 18 laingomena, 19 menalaingo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|