|
|
|
|

Teny iditra1 lahin-kisoa
Singan-teny  2lahy, 3kisoa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5kisoa lahy tsy mivositra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6verrat. [1.13]
Voambolana  7 Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12