|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laharam-pehintany |
| Singan-teny | 2laharana, 3fehy, 4tany |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6faribolana mirazotra amin'ny fehibe ary refesina amin'ny degré.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7latitude, parallèle.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 9 lavampehintany, 10 refimpehintany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|