|
|
|
|

Teny iditra1 laharam-pehintany
Singan-teny  2laharana, 3fehy, 4tany
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6faribolana mirazotra amin'ny fehibe ary refesina amin'ny degré. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7latitude, parallèle. [1.13]
Voambolana  8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  9 lavampehintany, 10 refimpehintany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02