|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 laha-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe lahatra

Teny iditra (2/3)3 laha
Sokajin-teny  4 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5raha. [Taisaka, Bara, Tanala] [1.78]
6raha. [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7used in the provinces for raha. [1.2]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)9 laha
Sokajin-teny  10 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11na dia...
12aza. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  13 hala, 14 laha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11