|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lafarinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Totom-barimbazaha.
4(Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny). [1.1] 5koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina. [1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6farine.
[1.5] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Tsipelina hafa | 8lafarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|