|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 labozia gasy |
| Singan-teny | 2labozia, 3gasy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala.
[2.470]
6 Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472] 7 Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. [2.472] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|