|
|
|
|

Teny iditra1 labozia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [labozỳ] 4a candle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [labozỳ] 5chandelle. [1.3]
6bougie. [1.13]
Ohatra  7 labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470]
8 Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ. [2.472]
Tsipelina hafa  9labozỳ
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02