|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kôntinanta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[kontinenta]
3Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa.
[1.1] 4velaran-tany midadasika ohatra: Afrika. [1.13] 5tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. 6Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika.. [1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7continent.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 9tanibe |
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|