|
|
|
|

Teny iditra1 kovalivaly
Fototeny  2valivaly
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana. [1.10]
5Fandehanana mafy midina, kodingidingy. [1.1]

Fivaditsoratra  6 kovalivaly, 7 kovilavila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12