|
|
|
|

Teny iditra1 kotroka an-tany
Singan-teny  2kotroka, 3tany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5feo re avy amin' ny fifohan-drongony izay misy fantsona mandalo ao anatin' ny voatavo misy rano. [1.1]
Voambolana  6 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12