|
|
|
|

Teny iditra1 korebareba
Fototeny  2rebareba
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets.
5midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.. [1.10#K347]
Tovy hevitra  6kirefarefa, korefa, korefarefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12