Teny iditra | korè | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Noana [1.78] | |
Teny iditra | kore | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Marary lava, farary [1.78] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | Kore | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Kore [2.996] | |
Korah [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qorah [2.996] | |
Ohatra | niteraka an'i Jehosy sy Ihelona ary Kore tamin'i Esao izy.
[2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Kora | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Kore | |
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Kore | |
Fivaditsoratra | korè, roke |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |