|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kopia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tanambe. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 kopia
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Dikan-javatra mitovy vita amin' ny taratasy hafa; dika soratra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a copy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8copie. [1.3#352, 1.8]
Ohatra  9 Nasain' ny mpampianatra nanao kopia izahay kilasy vao manom-boka, dia namonjy an-dry zareo cours moyen izy. [2.332#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  18kope

Fivaditsoratra  19 Ikopa, 20 kaopy, 21 kapoy, 22 kipao, 23 kipoa, 24 kopay, 25 kopia, 26 pioka, 27 poaky, 28 poika, 29 pokay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02