|
|
|
|

Teny iditra1 kope
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3copie. [1.3#352]
Ohatra  4 Na iza na iza mampanofa tany, raha tsy entina ao amy ny Fanjakana ny fanekenaizay ataony, hohamarinin' ny Fanjakana sy hotombohina amy ny Kasem-panjakana, ary hotânana kope amy ny Bokim-panjakana, dia tsy fanekena marina. [1.123#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Tsipelina hafa  7kopia

Fivaditsoratra  8 kope, 9 peko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02