|
|
|
|

Teny iditra1 kopa-droa
Singan-teny  2kopaka, 3roa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana. [1.1]
Ohatra  6 Niampy varavarana kopadroa indray ireo. [2.59#]
7 ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12