|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 konokono |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3hazo mitovitovy amin' ny paoma ny habeny, amin' ny antokon' ny anonacées, iray zarazana amin' ny keridebefo (coeur de boeuf) nampidirina teto.
4Misy voany lehibe fihinana, malemy, mamy somary maharikivy kely ary misy fofona canelle indrindra, izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe pomme canelle. 5Eo amin' ny volana Marsa ka hatramin' ny Mey no fahavokarany. 6Be azy ao amin' ny faritany andrefana: Soalala ka hatrany Toleara.. [1.10#K.340] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7coeur de boeuf..
[Tankarana]
[1.19] 8(probablement de kononkonona : action de d'épier en cachette, de convoiter quelque chose). 9Annona squamosa L. 10(Annonaceae). 11La « Pomme cannelle », arbre fruitier introduit et cultivé mais qui s'est naturalisé dans le Nord et le Nord-Ouest de l'île. 12Le nom de konokonombazaha (confirmé par les forestiers. 13S.F. 144314), semble attester qu'on donnait antérieurement le nom konokono à un arbre forestier autochtone, probablement celui-là même qu'on appelle aujourd'hui korofeta.. [Sakalava, Tankarana] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Tsipelina hafa | 16konikony |
| Tovy hevitra | 17konokonombazaha, koropetaka |
| Kamban-teny rehetra | 18konokonombazaha |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|