|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kompà
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory. [1.1]
4fanjehy. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  8 Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  9fanjehy, fanoritamparibolana

Teny iditra (2/2)10 kompa
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12ébréché ; brèche.
13(drôña, bàña, ròmpa).. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  14 kompa, kompà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02