|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanjehy |
| Fototeny | 2zehy |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manjehy, mandrefy amin' ny zehy.
5Azo zehena: Omby mitsangana tsy fanjehy. [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 6 fanjehy |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8fitaovana entina manoritra faribolana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9compas.
[1.13] |
| Tovy hevitra | 10fanoritamparibolana, kompa |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 12 fanjehy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14chenille..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 15 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|