|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kobay
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena.
4(Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Comme Kibay.. [1.3#343]
Voambolana  6 Fahasalamana

Teny iditra (2/3)7 kobay
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9tehina, kibay. [Bara] [1.78]
10kibay. [Sihanaka] [1.78]
11tehina. [Taisaka, Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12bâton.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  13kibay, kobay bory
Kamban-teny rehetra  14kobay bory
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)16 kobay
Fototeny  17koba
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kobaina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19 akibo, 20 baiko, 21 bikao, 22 bikoa, 23 boaky, 24 boika, 25 Bokia, 26 kiboa, 27 Kiobà, 28 kobay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02