|
|
|
|

Teny iditra1 kobaina
Fototeny  2koba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mohaka malemy dia malemy; atao tsy afaka: Nokobain' iny mpampianatra iny aho. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 baikona, 10 bokaina, 11 bonaika, 12 kobaina, 13 Kobiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12