|
|
|
|

Teny iditra1 kitozaina
Fototeny  2kitoza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Didiana atao lavalava.
5Ahantona, atao mitarozaka: Nokitozain' ilay mpitsara ny adinay. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 atakizino, 11 kitozaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12