|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kitoza |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4salted and dried meat.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5viande boucanée.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay.
[2.472#]
7 Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 kitoza, 21 tikoza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|