|
|
|
|

Teny iditra1 fikitoatoa
Fototeny  2kitoatoa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mikitoatoa, izany hoe miteny na manao befahatany, tsy amim-piheverana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12