|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kiraro verinia |
| Singan-teny | 2kiraro, 3verinia |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5kiraro vita tamin' ny hoditra mangirangirana.
[1.1#496] |
| Ohatra |
6 Ny ambiny hatao kiraro verinia, ba lasoa, akanjo lasoa, lamba lasoa.
[2.499]
7 Vohana kely ny vata misy azy, ka mibanjina eo kelikely, vao lasa indray manohatra ilay kiraro verinia avo voditongotra mampiseho ba anoloana [1.222] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|