|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kipily |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tehina fohy na fantaka ataon' ny mpiandry omby fitorahana; fiantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ny anipazana azy.
[1.1#495] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|