|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kipilipily |
| Fototeny | 2kipily |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Nenjehiny indray anefa aho, ary tahaka ny kipilipily hazo no fandehany.
[2.643#]
5 Notonafan' ireo tamin' ny tonta-vato itairana sy ny tora-defona ary ny kipilipily hazo tamin' izay, ka tsy ampy indray mitono valala, dia indreto ny faty niampatrampatra sy nitsitsitra teo am-bavahady; [2.587#] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|