|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kipikipy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo fohifohy mitovy amin' ny sandry nomanina hitoraham-borona, toy ny akanga, na tsipoy na papelika, izay ikipilizana azy.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 kipikipy, 17 pikipiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|