|
|
|
|

Teny iditra1 akipikipy
Fototeny  2kipikipy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atoraka, atsipy: Tsy nakipikipiny tsara ilay rotsakazo ka tsy voa ilay akanga.
5Avezivezy, asaina mankatsy mankaroa: Tsy tsara fiasa Rabeka nakipihipin' ny lehibe hatraiza hatraiza. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12