|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 kilanjy |
| Fototeny | 2lanjy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4pipa fifohana paraky na vovo-tsigara.
[1.10#K199] 5Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a tobacco pipe.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pipe.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 8tain-kilanjy |
| Teny iditra (2/4) | 9 kilanjy |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets..
[Betsileo]
[1.10#K199] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12the name of a grass.
[Betsileo]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae).
14Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/4) | 16 kilanjy |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry.
[Betsileo]
[1.10#K199] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy.
20On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. 21(R.P. 22Dubois).. [Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
23 kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana
[1.10#K199]
|
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Teny iditra (4/4) | 25 kilanjy |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba.
[1.10#K199] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy)..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|