|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsingala |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Bibikely mivelona any anaty rano, mety hanaraka ny ranosotroina ka mahafaty raha voatelin' ny olona na biby.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a water bug thought to cause death if swallowed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5insecte d'eau censé être vénéneux.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|