|
|
|
|

Teny iditra1 kely dia kely
Singan-teny  2kely, 3dia
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Kely bitika, kely bilitika, kely botitika, kitika, kitsika, kitsitsika, tsintsina, ankanofisana, indray manila, rano an-kitsak' akoho, ohatra ny ivy, pitiny kely, sombiny kely, ilany kely, ambilombazana, sily, hoho, silakoho, tapany kely, piny kely, motiny kely, ambiny kely. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12