|
|
|
|

Teny iditra1 kelikely
Fototeny  2kely
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Ohatra  4 Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra [2.324]
5 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny [2.470]
6 Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako [2.471]
7 Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala [2.472]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  9afaka kelikely

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08