|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 katsahina |
| Fototeny | 2katsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina.
5Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin' ny polisy ilay mpangalatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be searched for, to be sought.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on cherche.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 ahantsika, 13 hatsikana, 14 katsahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|