|
|
|
|

Teny iditra1 katsa-drahana
Singan-teny  2katsaka, 3rahana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12