|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kata
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tady. [Taimoro] [1.78]
Ohabolana  4 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)5 katà
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7kitay. [Masikoro] [2.606#152]

Teny iditra (3/3)8 kata
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10(du malais kata : moitié ?) Sens général : la moitié de quelque chose ou un seul de ses côtés.
11« Arbre indéterminé dont les racines font une boisson rafraîchissante contre les rétentions d'urine » (Léo Samat).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  13 kata, katà, 14 taka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02