|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 karija
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany. [Sakalava] [1.1]
Mpanahaka  4 fahetse

Teny iditra (2/3)5 karija
Sokajin-teny  6 anarana
Mpanahaka  7 sikidy
Lahatsoratra  8

Teny iditra (3/3)9 Karija
Sokajin-teny  10 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  11 Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508#]
Voambolana  12 Tantara: olona

Fivaditsoratra  13 jarika, 14 karajy, 15 Karija, karija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02