|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 kana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Kinga, fetsy ratsy, fatsaka.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4habile, rusé, roué. [1.3#313]
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)6 karana
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8(fihasimban' ny hoe harana)..
9Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato. [1.1]
Voambolana  10 Haiaina
Tovy hevitra  11rikarikan-taolana
Kamban-teny rehetra  12fiovam-bikan' ny karana

Teny iditra (3/7)13 karana
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15armature, canevas. [1.13]
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (4/7)17 karaña
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19brisants.
20(rìva).. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  21 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 22 Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (5/7)23 kana
Sokajin-teny  24 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo. [1.1]

Teny iditra (6/7)26 Kana
Sokajin-teny  27 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29an East Indian or Pakistanese. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30Indien ou Pakistanais. [1.8]
31Indien, Hindou. [1.13]
Voambolana  32 Tantara

Teny iditra (7/7)33 Karàna
Sokajin-teny  34 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  35Cheran. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  36Kerân. [2.996]
Voambolana  37 Soratra Masina
Tovy hevitra  38kerana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39Toko sy andininy momba Karàna

Fivaditsoratra  40 karàna, karaña, Karàna, karana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05